Archives quotidiennes : 29 mars 2020

67Ha : mpiasa hamonjy asa voaroban’ny mpanendaka

Misy amin’ireo mpiasa eo anivon’ny tsy miankina no tsy maintsy miasa hatrany na dia eo aza ny hamehana ara-pahasalamana sy ny baiko tsy maintsy hihibohana ao an-trano, izay napetraky ny Fitondram-panjakana. Vitsy ihany anefa ny mpampiasa no miantoka fitaterana ireo … Continuer la lecture

Publié dans Ma-LAZA | Laisser un commentaire

FIBA : Nivory nandinika momba ny fiovan’ny fandaharam-potoanany

Tahaka ireo rafitra maneran-tany miandraikitra ny Fanatanjahantena, dia nivory tany Suisse ny mpikambana maharitra ao amin’ny Federasiona iraisam-pirenen’ny taranja Basket na ny FIBA ny 26 sy 27 Martsa lasa teo. Fivoriana natao tamin’ny alalan’ny Vidéoconférence ihany koa, noho ny ady … Continuer la lecture

Publié dans Ma-LAZA | Laisser un commentaire

L’exemple à suivre ?

En Inde, ce dimanche 29 mars, le nombre total de cas de coronavirus s’élève à 979, dont 86 guéris et 25 décès, a déclaré le ministère de la Santé de l’Union. Alors que l’Inde entre dans le cinquième jour de … Continuer la lecture

Publié dans Ma-LAZA | Laisser un commentaire

COVID-19

6 nouvelles personnes ont été testées positives  selon l’Institut Pasteur ce dimanche 29/03/2020 à 12h00 , ce qui porte le total de 43 personnes infectées à Madagascar.

Publié dans Ma-LAZA | Laisser un commentaire