Archives quotidiennes : 30 mars 2020

Royal Palace Antsirabe : les employés confinés et testés

“Le groupe de  touristes ayant séjourné au sein de notre établissement en date du 14 mars 2020 comptait malheureusement une personne contaminée par le COVID-19 », précise l’Hôtel Royal Palace d’Antsirabe, en réaction à l’annonce de samedi dernier du Président Andry … Continuer la lecture

Toutes les galeries | Laisser un commentaire

Vaovao avy amin’ny Faritra

Saika ireo Distrika rehetra manerana ny Nosy no efa mandray ny fepetra manoloana ny fivoaran’ny valanaretina Coronavirus. Na dia tsy mbola tonga any amin’ireo Faritra ireo aza ny aretina, dia efa maro ireo mpivarotra izay efa mampiakatra sahady ny vidin’entana. … Continuer la lecture

Toutes les galeries | Laisser un commentaire

Kitra Ligue des Champions : Mampanao fanazarantena « en ligne » ny mpanazatra

Raha ny tokony ho izy, dia ny 3 Aprily izao no hanatanterahana ny fiodinana faharoan’ny « Ligue des Champions » taranja baolina kitra. Ekipa 12 nozaraina ho vondrona 2 ahitana ekipa 6 avy, mifanintsana any Mahajanga sy Toamasina, no tokony hifanintsana amin’izany. … Continuer la lecture

Toutes les galeries | Laisser un commentaire

Fihibohana an-trano : mbola mifanaretsaka ny mpiantsena

Miditra amin’ny herinandro faharoa androany ny fampiharana ny hamehana ara-pahasalamana eto Madagasikara. Anisan’ireo fepetra ny fijanonana any an-trano mba ho fiarovana ny tena sy ny hafa. Raha ny zavatra tsikaritra anefa tamin’ity marainan’ny alatsinainy ity dia toa vao mainka mihamaro … Continuer la lecture

Toutes les galeries | Laisser un commentaire