FIZAHANTANY: ZARA RAHA 11 % AMIN’NY EFITRANO FANDRAISAM-BAHINY NO FENO (15h00)

Miantraika amin’ny mpandraharaha eo amin’ny sehatry ny fizahantany ny fidiran’ny aretina Coronavirus eto Madagasikara. “Zara raha misy 11% ny efitrano fandraisam-bahiny no feno”, hoy ny tompona Hotely iray eto Toliary. Maro ihany koa ireo olona efa namandrika nialoha no nanafoana ny famandrihana nataony. Voatery mampihena ny fandaniana ny tompona hotely vokatr’izany ary ahiana ny mety hiitaran’izany amin’ny fampihenana ny isan’ny mpiasa.

Fah A.

Imprimer Imprimer
Ce contenu a été publié dans Ma-LAZA. Vous pouvez le mettre en favoris avec ce permalien.

Les commentaires sont fermés.