- Madagascar Television - https://matv.mg -

Lozam-pifamoivoizana Tsarasaotra : 1 maty, 3 naratra mafy

Lozam-pifamoivoizana nahatsiravina no nitranga omaly talata 31 martsa tetsy Tsarasaotra. Fiara 4*4 sy Sprinter no nifandona mafy ka vokatra izany dia olona 1 no namoy ny ainy ary 3 hafa no naratra mafy. Voatery niandry ny fahatongavan’ny mpamonjy voina ny olona teny an-toerana, nahafahana namoaka ny mpamily ilay Sprinter, izay tery tao anatin’ilay fiara.


Article printed from Madagascar Television: https://matv.mg

URL to article: https://matv.mg/lozam-pifamoivoizana-tsarasaotra-1-maty-3-naratra-mafy/

Copyright © 2014 . All rights reserved.