MALAZA

Edition du 01 Avril 2020

Nakatona sy nodiovina avokoa ny tsena lehibe eto Antsirabe

Tafiditra indrindra amin'ny ady sy fisorohana ny aretina coronavirus, dia nandray fepetra hentitra ny Fiadidiana ny Tanànan’Antsirabe sy ny Faritra Vakinankaratra hanidy ireo tsena lehibe eto an-drenivohitr’I Vakinankaratra, sy hanaovana fanadiovana tao. Voakasik’io fitsipika io ny tsena roa lehibe dia ...
Lire La Suite…

Vatofotsy : disadisam-piarahamonina noravana tamin’ny tifi-danitra

Nirefodrefotra ny basy teny Vatofotsy Antsirabe ny alin'ny talata teo, nanaparitahan’ny polisy ireo olona nisavorovoro noho ny disadisam-piarahamonina nitranga teo. Tokony ho tamin’ny 8 ora alina tany, ny talata teo, no nanomboka ity sakoroka ity. Olana teo amin’ny tovolahy iray ...
Lire La Suite…

Ny Rado Rafalimanana : voatazona eny amin’ny Brigade de recherche criminelle etsy Fiadanana

Voatazona eny amin’ny “brigade de recherche criminelle” etsy Fiadanana androany i Ny Rado Rafalimanana. Izany dia noho ny raharaha roa hanaovana fanadihadiana sy famotorana azy. Androany maraina dia fantatra fa nanakorontana teny amin’ny CCI Ivato ity mpandraharaha sady kandida ho ...
Lire La Suite…

Niditra tamin’ny andro faharoa ny fitiliana faobe

Niditra tamin’ny andro faharoa androany alarobia 1 Aprily ny fitiliana faobe ireo mpandeha tamin’ny sidina tonga tetsy Ivato, nanomboka ny 11 Martsa 2020. Ho an’ny androany, dia ireo mpandeha tonga ny 16 Martsa no natao io fitiliana io tetsy Ankorondrano, ...
Lire La Suite…

SEFAFI : un système de santé défaillant

Une semaine après la confirmation officielle le 20 mars dernier de la présence du coronavirus (Covid-19) à Madagascar, les pouvoirs publics s'efforcent d'enrayer la propagation, selon le communiqué du SEFAFI (Observatoire de la Vie Publique) de ce jour. Dans ce ...
Lire La Suite…

Moramanga : tovolahy maty voatsatoka vaki-tavoahangy teo an-tendany

Vono olona mahatsiravina, niseho tao Tsaramandroso Moramanga ny faran'ny herinandro lasa teo. Lehilahy iray 27 taona no maty noho ny ratra mafy natao azy. Olona 4, voampanga ho namono azy, no naiditra am-ponja vonjimaika tamin'izany. Ny harivan'ny alahady lasa teo ...
Lire La Suite…

Toetr’andro : misy andro ratsy miforona

Misy andro ratsy miforona ao amin’ny Ranomasimbe Indiana, araka ny vinan’ny sampana mpamantatra ny toetr’andro. Tamin’ny 10 ora maraina teo dia any amin’ny manodidina ny 2230 Km Avaratra Atsinanan’ny Nosy no misy ny foibeny. Andrasana ny fivoarany ho rivodoza manomboka ...
Lire La Suite…

Urgence sanitaire : le Gal Richard Rakotonirina encourage le corps médical

Les médecins militaires interviennent en cette période d’urgence sanitaire, aussi bien au niveau du centre de commandement opérationnel qu’à celui de l’hôpital militaire, au même titre que les médecins civils. Les médecins de l’hôpital HJRA et du CENHOSOA ont reçu ...
Lire La Suite…

Covid-19 : olona 4 indray no voamarina fa voa

Nambaran’ny Pr Vololontiana Hanta androany atoandro fa olona 4 vaovao indray no voamarina fa mitondra ny tsimokaretina Covid-19 taorian’ny fitiliana natao teny amin’ny Institut Pasteur. Tafakatra 54, araka izany, ny isan’ny ireo olona mitondra io tsimokaretina io eto Madagasikara. Toy ...
Lire La Suite…

Union Européenne : 11,8 millions d’euros de la BEI pour la Rocade d’Antananarivo

La Banque Européenne d’Investissement (BEI) a décaissé hier 11,8 millions d’Euros dans le cadre de la contribution au financement de la Rocade d’Antananarivo. Ce versement permettra la relance des travaux sur le terrain dès que les conditions sanitaires le permettront, ...
Lire La Suite…
Loading...

Les commentaires sont fermés.