TOLIARY: NIAKATRA AVO EFATRA HENY NY VIDIN’NY VOASARY MAKIRANA (14h00)

Niaka-bidy tampoka, hatramin’ny faran’ny herinandro teo ny vidin’ny voasarimakirana eto Toliary. Raha 2 000 ariary ny kilao, teo aloha, dia efa tafakatra 8000 ariary izany amin’izao fotoana izao. Tsy nilentika kosa anefa fa mbola ahaitana izany ny tsena sy ireo mpivaro-mandeha. Any amin’ireo mpivarotra manodidina ny renivohitr’i Toliary no mbola ahitana 5 000 ariary ny kilao.

Fah A.

Imprimer Imprimer
Ce contenu a été publié dans Ma-LAZA. Vous pouvez le mettre en favoris avec ce permalien.

Les commentaires sont fermés.