Archives quotidiennes : 1 avril 2020

Nakatona sy nodiovina avokoa ny tsena lehibe eto Antsirabe

Tafiditra indrindra amin’ny ady sy fisorohana ny aretina coronavirus, dia nandray fepetra hentitra ny Fiadidiana ny Tanànan’Antsirabe sy ny Faritra Vakinankaratra hanidy ireo tsena lehibe eto an-drenivohitr’I Vakinankaratra, sy hanaovana fanadiovana tao. Voakasik’io fitsipika io ny tsena roa lehibe dia … Continuer la lecture

Toutes les galeries | Laisser un commentaire

Vatofotsy : disadisam-piarahamonina noravana tamin’ny tifi-danitra

Nirefodrefotra ny basy teny Vatofotsy Antsirabe ny alin’ny talata teo, nanaparitahan’ny polisy ireo olona nisavorovoro noho ny disadisam-piarahamonina nitranga teo. Tokony ho tamin’ny 8 ora alina tany, ny talata teo, no nanomboka ity sakoroka ity. Olana teo amin’ny tovolahy iray … Continuer la lecture

Toutes les galeries | Laisser un commentaire

Ny Rado Rafalimanana : voatazona eny amin’ny Brigade de recherche criminelle etsy Fiadanana

Voatazona eny amin’ny “brigade de recherche criminelle” etsy Fiadanana androany i Ny Rado Rafalimanana. Izany dia noho ny raharaha roa hanaovana fanadihadiana sy famotorana azy. Androany maraina dia fantatra fa nanakorontana teny amin’ny CCI Ivato ity mpandraharaha sady kandida ho … Continuer la lecture

Toutes les galeries | Laisser un commentaire

Niditra tamin’ny andro faharoa ny fitiliana faobe

Niditra tamin’ny andro faharoa androany alarobia 1 Aprily ny fitiliana faobe ireo mpandeha tamin’ny sidina tonga tetsy Ivato, nanomboka ny 11 Martsa 2020. Ho an’ny androany, dia ireo mpandeha tonga ny 16 Martsa no natao io fitiliana io tetsy Ankorondrano, … Continuer la lecture

Toutes les galeries | Laisser un commentaire

SEFAFI : un système de santé défaillant

Une semaine après la confirmation officielle le 20 mars dernier de la présence du coronavirus (Covid-19) à Madagascar, les pouvoirs publics s’efforcent d’enrayer la propagation, selon le communiqué du SEFAFI (Observatoire de la Vie Publique) de ce jour. Dans ce … Continuer la lecture

Toutes les galeries | Laisser un commentaire

Moramanga : tovolahy maty voatsatoka vaki-tavoahangy teo an-tendany

Vono olona mahatsiravina, niseho tao Tsaramandroso Moramanga ny faran’ny herinandro lasa teo. Lehilahy iray 27 taona no maty noho ny ratra mafy natao azy.  Olona 4, voampanga ho namono azy, no naiditra am-ponja vonjimaika tamin’izany. Ny harivan’ny alahady lasa teo … Continuer la lecture

Toutes les galeries | Laisser un commentaire

Toetr’andro : misy andro ratsy miforona

Misy andro ratsy miforona ao amin’ny Ranomasimbe Indiana, araka ny vinan’ny sampana mpamantatra ny toetr’andro. Tamin’ny 10 ora maraina teo dia any amin’ny manodidina ny 2230 Km Avaratra Atsinanan’ny Nosy no misy ny foibeny. Andrasana ny fivoarany ho rivodoza manomboka … Continuer la lecture

Toutes les galeries | Laisser un commentaire

Urgence sanitaire : le Gal Richard Rakotonirina encourage le corps médical

Les médecins militaires interviennent en cette période d’urgence sanitaire, aussi bien au niveau du centre de commandement opérationnel qu’à celui de l’hôpital militaire, au même titre que les médecins civils. Les médecins de l’hôpital HJRA et du CENHOSOA ont reçu … Continuer la lecture

Toutes les galeries | Laisser un commentaire

Covid-19 : olona 4 indray no voamarina fa voa

Nambaran’ny Pr Vololontiana Hanta androany atoandro fa olona 4 vaovao indray no voamarina fa mitondra ny tsimokaretina Covid-19 taorian’ny fitiliana natao teny amin’ny Institut Pasteur. Tafakatra 54, araka izany, ny isan’ny ireo olona mitondra io tsimokaretina io eto Madagasikara. Toy … Continuer la lecture

Toutes les galeries | Laisser un commentaire

Union Européenne : 11,8 millions d’euros de la BEI pour la Rocade d’Antananarivo

La Banque Européenne d’Investissement (BEI) a décaissé hier 11,8 millions d’Euros dans le cadre de la contribution au financement de la Rocade d’Antananarivo. Ce versement permettra la relance des travaux sur le terrain dès que les conditions sanitaires le permettront, … Continuer la lecture

Toutes les galeries | Laisser un commentaire

Circulation des marchandises : le transport n’est pas limité aux PPN

La circulation est-elle uniquement limitée aux transports des denrées et de produits de première nécessité, ou bien toutes les autres marchandises peuvent-elles circuler librement ? La réponse du Président Andry Rajoelina à cette question a été claire dans la soirée du … Continuer la lecture

Toutes les galeries | Laisser un commentaire