- Madagascar Television - https://matv.mg -

Facebook : omena “Prime” 5 tapitrisa Ariary izay manome vaovao

Omena “Prime” 5 tapitrisa Ariary izay manome vaovao momba ilay vehivavy manaparitaka vaovao tsy marina ao anaty Facebook, natao messagerie vocale. Eny amin’ny polisy sy ny zandarmariam-pirenena no omena izay vaovao izay, satria ny mpitandro filaminana mihitsy no voalaza fa hanome izany “Prime” izany.


Article printed from Madagascar Television: https://matv.mg

URL to article: https://matv.mg/facebook-omena-prime-5-tapitrisa-ariary-izay-manome-vaovao/

Copyright © 2014 . All rights reserved.