- Madagascar Television - https://matv.mg -
TOLIARY: NIAKATRA AVO EFATRA HENY NY VIDIN’NY VOASARY MAKIRANA (14h00)
Niaka-bidy tampoka, hatramin’ny faran’ny herinandro teo ny vidin’ny voasarimakirana eto Toliary. Raha 2 000 ariary ny kilao, teo aloha, dia efa tafakatra 8000 ariary izany amin’izao fotoana izao. Tsy nilentika kosa anefa fa mbola ahaitana izany ny tsena sy ireo mpivaro-mandeha. Any amin’ireo mpivarotra manodidina ny renivohitr’i Toliary no mbola ahitana 5 000 ariary ny kilao.
Fah A.
Article printed from Madagascar Television: https://matv.mg
URL to article: https://matv.mg/toliary-niakatra-avo-efatra-heny-ny-vidinny-voasary-makirana/
Cliquer ici pour imprimer.
Copyright © 2014 . All rights reserved.