- Madagascar Television - https://matv.mg -

Valanaretina Coronavirus : Miato ny sidina anatiny (15h00)

Miato avokoa ny sidina anatiny (vols domestiques) miainga eto Antananarivo manomboka androany, hoy ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina, mba hamehezana ny fihanaky ny valanaretina Coronavirus. Nambarany ihany koa fa hisy ny sambo lehibe ho tonga androany hitondra ireo “test rapide” sy tampim-bava avy any Chine.


Article printed from Madagascar Television: https://matv.mg

URL to article: https://matv.mg/valanaretina-coronavirus-miato-ny-sidina-anatiny/

Copyright © 2014 . All rights reserved.