- Madagascar Television - https://matv.mg -

Zotra RN7 : afindra vonjimaika eny Androndrakely

Ho fisorohana ny fivangongoan’ny olona maro loatra ao amin’ny toby fiantsonana Fasan’ny karana sy mba hahamora ny fanaraha-maso tsy maintsy atao, dia afindra vonjimaika eny Androndrakely anio alarobia 08 sy rahampitso alakamisy 09 aprily 2020 ny fiaingan’ny zotra rehetra mihazo an’i Fianarantsoa sy Toliara. Ny ambiny rehetra dia tsy misy fiovana, araka ny fanambarana nataon’ny ATT (Agence des Transports Terrestres).

Sidonie R.


Article printed from Madagascar Television: https://matv.mg

URL to article: https://matv.mg/zotra-rn7-afindra-vonjimaika-eny-androndrakely/

Copyright © 2014 . All rights reserved.