Plan d’urgence social : Vola 10 miliara Ariary no hatokana amin’izany (15h00)

Nanambara ny Filoha Rajoelina fa hisy vola 10 miliara Ariary hozaraina amin’ireo misedra olana ara-pivelomana noho ity valanaretina ity. Hanomboka amin’ny herinandro ny fizarana izany vola fanampiana izany. Fiaraha-miasa amin’ny FID no ahafahana manao izao fanampiana izao. Anisan’ny hahazo izany fanampiana izany ny mpamily sy ny mpamily mpanampy ny taksibe, ny mpivaro-tena, ary mbola hojerena koa ireo olona hafa mety hahazo izany.

Imprimer Imprimer
Ce contenu a été publié dans Ma-LAZA. Vous pouvez le mettre en favoris avec ce permalien.

Les commentaires sont fermés.