Fasan’ny karana : Olona 100 tafahitsoka ao an-toerana

Olona 100 mahery avy any Antsiranana, Taolagnaro, Antsohihy sy Manakara no mikatso etsy amin’ny Fasan’ny karana noho ny tsy fahazoan’ny taksiborosy miasa intsony. Efa lany ny vatsin’izy ireo amin’izao fotoana izao ka mangataka fanampiana amin’ny Fitondram-panjakana izy ireo satria na sakafo ho an’ny ankizy aza efa tsy misy intsony.

Imprimer Imprimer
Ce contenu a été publié dans Ma-LAZA. Vous pouvez le mettre en favoris avec ce permalien.

Les commentaires sont fermés.