La Plateforme Nationale des Organisations de la Société Civile de Madagascar (PFNOSCM/VOIFIRAISANA) formule des propositions pour améliorer la gestion de la crise sanitaire due au coronavirus. Elle préconise une amélioration de l’approche et de la démarche pour faire face à … Continuer la lecture
Archives quotidiennes : 4 avril 2020
Coronavirus : 70 cas confirmés, à hier, dont 16 cas contact
Le bilan du Covid-19, annoncé hier soir par le Président de la République Andry Rajoelina, est de 70 cas confirmés, dont 16 cas contact. Le coronavirus touche actuellement Antananarivo, Fianarantsoa, Antsiranana, Toamasina. En revanche, aucun décès n’est signalé. Le régime … Continuer la lecture
Andranomanelatra : lehilahy nangala-katsaka niharan’ny fitsaram-bahoaka
Raim-pianakaviana iray no naratra mafy vokatry ny daroka nahazo azy tao amin’ny kaominina Ambohimiarivo Andranomanelatra. Raha ny marina dia fitsaram-bahoaka mihitsy no nahazo ity rangahy ity, satria tratran’ny tompony nangalatra katsaka ilay rangahy, ka dia io niharan’ny vono io. Ahiana … Continuer la lecture
Antsirabe II : Nanome savony 70 baoritra ny orinasa SOBA
Tafiditra indrindra amin’izao ady atao amin’ny valanaretina coronavirus izao, dia omaly maraina no tonga teny anivon’ny biraon’ny Distrikan’Antsirabe II ny orinasa Savonnerie Huilerie du Vakinankaratra, fantatry ny maro amin’ny hoe SOBA, orinasa mpanao savony iray eto Antsirabe, nanolotra savony 70 … Continuer la lecture
Fonjabe Antsirabe : nandraisana fepetra manokana ireo voafonja vaovao
Mba ho fanajana ireo fepetra ara-pahasalamana napetraka eto amin’ny Faritra Vakinankaratra, ho fisorohana ny valanaretina Coronavirus, dia nanambara nanoloana ny mpanao gazety teto Antsirabe ny sampandraharaham-paritry ny Fiadidiana ny Fonja fa misy ny fepetra manokana noraisina. Ho an’ny famangiana ny … Continuer la lecture