Omena “Prime” 5 tapitrisa Ariary izay manome vaovao momba ilay vehivavy manaparitaka vaovao tsy marina ao anaty Facebook, natao messagerie vocale. Eny amin’ny polisy sy ny zandarmariam-pirenena no omena izay vaovao izay, satria ny mpitandro filaminana mihitsy no voalaza fa hanome izany “Prime” izany.
