Nisavorovoro ny mponina tany amin’ny Distrikan’i Mitsinjo ny alakamisy teo noho ny fahatongavan’ny teratany sinoa tany an-toerana. Na dia nampiseho ny taratasy fanamarinana fa efa nahavita ny 15 andro nihibohana na ilay antsoina hoe « certificat de fin de mise en … Continuer la lecture
Archives du blog
Cristalline dévoile la 1ère Eau de table en bouteille de verre
La STAR lance sa première eau de table en bouteille de verre sous la marque Cristalline. En cohérence avec sa politique RSE et sa démarche en faveur de la protection de l’environnement, Cristalline est désormais disponible en eau de table … Continuer la lecture
Mihavitsy ireo mpangataka fanomezan-dalana ho an’ny fiaran’orinasa tsy miankina
Taorian’ny telo andro namelan’ny fitondram-panjakana ireo mpitatitra hitondra ireo olona hody any amin’ny Faritra misy azy avy, dia mangina tanteraka ny « Gare routière » Andohatapenaka androany. Tamin’ny fotoana nandalovana teny an-toerana, dia tsy ahitana na fiara iray mpitatitra nasionaly teny Andohatapenaka. … Continuer la lecture
Toamasina : Don de Trimeta AgroFood
L’agence tamatavienne de Trimeta Agrofood a fait don de vivres, telles que du riz, du sucre et du café au comité de vigilance du quartier Verrerie, pour contribuer aux opérations de sécurisation de la population. Ce don devra bénéficier à … Continuer la lecture
Analamanga : azo saziana izay tsy manao aro-vava
Araka ny didy izay navoakan’ny Prefektioran’ny Polisy eto Antananarivo omaly alakamisy, dia tsy maintsy manao aro-vava avokoa izay rehetra mivoaka ny trano eto amin’ny Faritra Analamanga. Azo saziana araka ny lalàna, noho izany, izay rehetra tsy manaraka izany fepetra izany. … Continuer la lecture
Andrefan’Ambohijanahary : un 4×4 fauche et tue 2 personnes
Un accident mortel s’est produit tôt ce matin vers 05 h30 à Andrefan’Ambohijanahary. Un véhicule de type 4×4, roulant à vive allure, a percuté de plein fouet un marchand de fruits, à bicyclette. La victime est morte sur le coup. … Continuer la lecture
Alahadin’ny Paska : hivantana amin’ny fahitalavitra ny fotoam-pivavahana
Araka ny nambaran’ny filohan’ny Filankevitry ny Fiangonana Kristianina eto Madagasikara (FFKM) ny Révérend Dr David Rakotonirina, dia amin’ny alalan’ny fotoam-pivavahana lehibe izay handeha mivantana amin’ny Televiziona nasionaly sy ny onjampeom-pirenena no hankalazan’ny mpino Malagasy ny fetin’ny Paska amin’ny alahady hoavy … Continuer la lecture
Affaire Arphine : appel aux chefs d’Eglise du FFKM
Me Willy Razafinjatovo alias Olala soupçonne des dessous politiques derrière l’affaire Arphine Helisoa, directeur de Publication du quotidien Valosoa. La détention préventive prononcée à l’endroit de cette journaliste ne repose sur aucune preuve tangible, estime l’avocat de la défense à … Continuer la lecture
MESUPRES : « pas d’année blanche, le bacc est maintenu »
Le calendrier scolaire est particulièrement perturbé des suites de l’état d’urgence sanitaire lié au Coronavirus, décrété par le gouvernement. A ce sujet, le Pr Elia Béatrice Assoumacou, ministre de l’Enseignement supérieur et de la Recherche scientifique se veut rassurant : « pas … Continuer la lecture
Union Européenne/Akanjo : des masques au personnel du MATP
Des masques de protection sont mis à la disposition du personnel chargé des stations de pesage et des passeurs de bacs de traversée des cours d’eau. Ce lot, don de la délégation de l’Union Européenne à Madagascar, avec le partenariat … Continuer la lecture
Vatsy Tsinjo : nahazo ny anjarany ny mpanao gazety
Tsy diso anjara amin’ny Vatsy Tsinjo avy amin’ny Fitondram-panjakana ihany koa ny mpanao gazety amin’izao ady atrehan’i Madagasikara amin’ny Coronavirus izao. Ny mpanao gazety izay tsy maintsy mivoaka ny trano isan’andro, manatanteraka ny asany amin’ny fanomezam-baovao, no hisitraka izany. Atoa … Continuer la lecture