Nanomboka ny talata teo hatramin’ny androany tamin’ny mitataovovonana nandalovanay teny Ivato, dia mpandeha niisa 446 no nandray ny sidina nihazo ny Faritra. Sambava, Antsiranana, Nosy-be , Toliara, Taolagnaro, Mahajanga, Morondava no nisy ireo sidina ireo. Nisy ihany koa avy any … Continuer la lecture
Archives du blog
Fepetra ara-pahasalamana : tsy misy rano ny mponin’ny Abatoara Antsirabe
Tsy voahaja araka ny tokony ho izy ny fepetra ara-pahasalamana ho fisorohana ny fiparitahan’ny aretina Coronavirus any amin’ny fokontany Abatora Antsirabe. Olana goavana sedrain’ny mponina ny tsy fahampiana na fahasahiranana amin’ny fahazoana rano fisotro madio sy hidiovana. Tsy ampy ny … Continuer la lecture
Vatsy tsinjo Toamasina : nirefotra ny baomba mandatsa-dranomaso
Mpitarika posy sy mpitondra bajaj an’arivony maro indray no nanao hetsika an-dalambe tany Toamasina, ny sabotsy lasa teo. Sady nitaky ny anjarany amin’ny fanampiana avy amin’ny Filoha izy ireo no mbola nanamafy ny fitakiany hanohy ny asa fivelomany. Vokatry ny … Continuer la lecture
Ambatovy offre 3.000 combinaisons de protection aux autorités d’Antananarivo
Un lot de 3.000 combinaisons de protection a été remis officiellement hier à la Commune Urbaine d’Antananarivo de la part de la compagnie Ambatovy et a été réceptionné par Naina Andriantsitohaina, maire d’Antananarivo, ce matin. Ce lot fait suite … Continuer la lecture
Madagascar à la recherche de l’antidote contre le Coronavirus
L’Etat malgache se concentre en ce moment sur le traitement des personnes atteintes de la maladie de coronavirus. Lors de son intervention sur la chaîne nationale, le Président de la République Andry Rajoelina a fait savoir que Madagascar dispose de … Continuer la lecture
Real-TV : l’émetteur d’Ambohimitsimbina saboté
Mardi 7 avril 2020 à 06h31, les téléspectateurs de la chaîne Real TV n’avaient plus reçu aucun signal sur leur écran. L’équipe technique s’est aussitôt mobilisée afin de détecter les causes de la panne, selon un communiqué de la station … Continuer la lecture
Antsirabe : nilamina ny fitaterana
Fiara taxi-brousse 56 no afaka nivoaka ny tanànan’Antsirabe omaly maraina vao mangiran-dratsy hatramin’ny 11 ora atoandro, fe-potoana voafetran’ny toromariky ny Fitondrana. Somary nikorontana kely ihany fandaminana ny alatsinainy lasa, niteraka filaharambe teo amin’ny toby fiantsonana Piste Vatofotsy sy ny teo … Continuer la lecture
Fondation Axian : 6000 boîtes d’hydroxychloroquine
Le Président de la République Andry Rajoelina a reçu 6000 boîtes d’hydroxychloroquine, don de la Fondation Axian, mercredi dernier au palais d’Ambohitsorohitra. Ces médicaments sont destinés à soigner 2 000 patients atteints du coronavirus selon le protocole médical en vigueur. La … Continuer la lecture
Toamasina : distribution de 20.000 masques en tissu
La distribution des aides de l’Etat, gérée par la Task force « mise en œuvre de plan d’urgence social » se poursuit. Pour Toamasina la distribution des « Vatsy Tsinjo » a commencé la semaine de dernière. Lucien Irmah Naharimamy, ministre de la Population, … Continuer la lecture
COI/AFD : 500 000 euros pour le plan d’urgence social
Face à la crise sanitaire mondiale liée au nouveau coronavirus (Covid-19), la COI est engagée dans le combat autour de son réseau SEGA – One Health. La COI a ainsi développé un plan d’urgence s’articulant autour du réseau et bénéficiant de l’appui de l’Agence … Continuer la lecture
Farafangana : olona 4 voatifitra naratra mafy
Nisehoana asan-dahalo naharatrana olona tany Anosinakoho Farafangana afakomaly. Omby 11 no lasan’ireo jiolahy tamin’izany ary olona 4 no naratra mafy noho ny tifitra izay nahazo azy ireo. Ny alin’ny alatsinainy no niseho ny fanafihana tokony ho tamin’ny 11 ora sy … Continuer la lecture