Archives du blog

Ambanja : Polisy niharan’ny fitsaram-bahoaka, maty tsy tra-drano ny iray

Polisy 4, niaraka tamin’ny mpitari-dalana iray, nanao ny asany namita iraka, no niharan’ny fitsaram-bahoaka tao Antsifatra, Kaominina Analabe, Distrikan’Ambanja ny sabotsy lasa teo. Noho ny ratra nahazo azy, dia namoy ny ainy ny polisy iray manana grady AP 2 Fiana … Continuer la lecture

Toutes les galeries | Laisser un commentaire

Anosibe : Tra-tehaky ny polisy ireo mpanendaka amin’ny antsibe

Isan’ireo toerana izay anjakan’ny fanendahana sy ny fandrobana samihafa ny etsy Anosibe-Tsena sy ny manodidina. Mitohy ny hetsika izay ataon’ny Polisy ka ahazoan’izy ireo vokatra hatrany. Farany teo, dia tra-tehaky ny Polisin’ny boriboritany faha-5 ny telolahy izay mitondra antsibe entiny … Continuer la lecture

Toutes les galeries | Laisser un commentaire

Cité Ankatso : Lehilahy nikasa hamaky trano voasambotry ny polisy

Lehilahy iray nanao fihetsika mampiahiahy no nosamborin’ny Polisy teny Ankatso ny marainan’ny zoma lasa teo tokony ho tamin’ny 3 ora. Nahiahiana hamaky trano ity lehilahy ity. Natolotra ny Fampanoavana avy hatrany moa izy io ary naiditra amponja vonjimaika eny Antanimora … Continuer la lecture

Toutes les galeries | Laisser un commentaire

Galerie marchande Soarano : Les locataires refusent de payer le loyer

C’est à peine qu’ils reprennent du service que les commerçants d’une galerie marchande à Soarano se retrouvent devant une grosse pression par rapport à leur loyer du mois précédent. La communication se doit de primer entre les deux parties. Les … Continuer la lecture

Toutes les galeries | Laisser un commentaire

Suspension des vols : commerciaux 1.900 milliards de manque à gagner selon l’ACM

Les pertes se font ressentir dans presque tous les secteurs du commerce, celles du secteur tourisme dépassent largement les estimations. Le Directeur Général de l’Aviation Civile de Madagascar (ACM), Tovo Rabemanantsoa, a déploré un manque à gagner estimé à 1 … Continuer la lecture

Toutes les galeries | Laisser un commentaire

CVO dans les écoles catholiques : Les précisions du Cardinal Tsarahazana

Le Cardinal Tsarahazana n’est pas contre les dispositifs annoncés par le Président de la République quant à la consommation du Cvo. Chaque établissement devrait par ailleurs prendre leur responsabilité. Le cardinal Désiré Tsarahazana apporte de plus amples explications en ce … Continuer la lecture

Toutes les galeries | Laisser un commentaire

Infection au coronavirus : Un homme dans un état grave

Après 4 jours passés sans aucun nouveau cas d’infection lié au Coronavirus, pas plus tard qu’hier un homme âgé de 75 ans a été déclaré positif. C’est un habitant de Soanierana dont la transmission est qualifiée de cas contact, comme … Continuer la lecture

Toutes les galeries | Laisser un commentaire

Riposte au covid-19 : 100 millions USD en attente de décaissement

En attendant sa promulgation dans le journal officiel de la République par le Chef de l’Etat, la Haute Cour Constitutionnelle (HCC) a donné son feu vert quant à la conformité de l’ordonnance n°2020-001 autorisant la ratification de l’Accord de financement … Continuer la lecture

Toutes les galeries | Laisser un commentaire

Fivadiham-pitokisana : Tratra izy 2 lahy nitsoaka niaraka tamin’ny vola 28 tapitrisa

Tovolahy miisa roa no voasambotry ny zandary ao amin’ny compagnie Antsiranana tao amina trano fandraisam-bahiny iray tany an-toerana afakomaly. Tompon’antoka tamin’ny halatra vola 28 tapitrisa ariary moa izy ireto raha araka ny fantatra. Ny Asabotsy 4 Aprily lasa teo no … Continuer la lecture

Toutes les galeries | Laisser un commentaire

Vontovorona : Mirongatra ny fanafihana mitam-piadiana

Nahitana trangana tsy fandriam-pahalemana ny teny Vontovorona ny maraina teo. Tokantrano iray no voatafika tao anatin’ny fokontany Antanety faha-2. Mandry tsy lavo loha ny mponina eny Vontovorona kaominina Alakamisy Fe­noarivo amin’izao fotoana izao. Tokantrano iray ao amin’ny fokontany Antanety faha-II … Continuer la lecture

Toutes les galeries | Laisser un commentaire

Andramasina : Nitondra fanampiana ho an’ny distrika ny Governora

Nanatontosa fitsidihana tao amin’ny distrikan’Andramasina ny Alakamisy lasa teo ny governoran’Analamanga Rasoamaromaka Hery. Nandritra izany no nanaterany ireo fanampiana avy amin’ny filoham-pirenena Andry Rajoelina ho an’ny mponina ao amin’ity distrika ity. Anisan’ny nahazo ny fanohanana ny beantitra tao amin’ny hopitaly … Continuer la lecture

Toutes les galeries | Laisser un commentaire