Analamanga entame ce vendredi son 13ème jour de confinement partiel. Un semblant de vacances pour les écoliers, mais de travail pour certains salariés qui doivent composer avec le télétravail. C’est le cas de Volana Rarivoson, responsable de la communication au … Continuer la lecture
Archives du blog
HVM : Ilaina ny fitandroana ny mangarahara sy ny demokrasia
Namoaka fanambarana, omaly, ny antoko Hery Vaovao hoan’I Madagasikara (HVM) manoloana ny ady atao amin’ny valanaretina Covid-19. Tamin’ny alalan’ity fanambarana nosoniavin’ny Sekretera Jeneraly nasionaliny, Atoa Rachidy Mohamed, ity, dia nanamafy ny antoko HVM amin’ny tokony hampiharana ny fanapahan-kevitra noraisin’ny Fanjakana … Continuer la lecture
Prévention et riposte au covid19 : la FLM se mobilise
Face à la conjoncture actuelle, liée au Coronavirus, l’Eglise Luthérienne se mobilise pour venir en aide à ses fidèles. L’Eglise Luthérienne Malagasy ou Fiangonana Loterana Malagasy (FLM) veut contribuer, à sa manière, à la protection de ses fidèles contre la … Continuer la lecture
Echéances bancaires : quid de l’application des mesures présidentielles ?
Au cours de son intervention télévisée du 24 mars dernier, le Président de la République Andry Rajoelina avait annoncé diverses mesures d’accompagnement au confinement. Parmi celles-ci, la possibilité d’ajournement des échéances bancaires. Encouragés par cette décision, à la fin du … Continuer la lecture
Plateforme Humanitaire du Secteur Privé : don au SAMVA
La Plateforme Humanitaire du Secteur Privé prête main forte au Service Autonome de Maintenance de la Ville d’Antananarivo (SAMVA). La contribution de ses membres, notamment @COFARMA, Akbaraly Foundation, Savony Salama (IOI/SALAMA), Société Générale Madagasikara et @Bushproof, a permis de répondre … Continuer la lecture
Fitsarana fiarakodia : misy mpiasa miandry raharaha
Nametraka lamina hiatrehana ny fanarahamaso ireo fiara mahazo alalana manokana hivezivezy ny Foibe Fitsarana fiarakodia (DGSR) mba ho fisorohana ny lozam-pifamoivoizana mety hitranga. Manomboka ny zomà 03 Aprily 2020 izao, dia hisokatra tapak’andro ny fitsarana fiarakodia eny Betongolo, By Pass … Continuer la lecture
Fanazavan’ny minisitra Razafimahefa Tianarivelo
Nitondra fanazavana ho fanamafisana ny fepetra noraisina hiadiana amin’ny Coronavirus ny Minisitry ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana sady filohan’ny CCO, Atoa Razafimahefa Tianarivelo. Namafisiny fa ny Faritra Analamanga sy ireo Distrika rehetra ao anatiny ary ny Distrikan’i Toamasina I sy … Continuer la lecture
Kaominina Ivato : zokiolona sy marefo 800 nahazo tohana ara-tsakafo
Mandritra izao fotoan-tsarotra lalovan’ny firenena izao, dia nitondra ny anjara birikiny ny kaominina Ivato nanohana ara-tsakafo ireo zokiolona sy olona marefo ara-pivelomana ao aminy. Zokiolona sy fianakaviana marefo ara-pivelomana miisa 800 avy amin’ny fokontany 13 mandrafitra ny kaominina Ivato no … Continuer la lecture
TDR : 3 162 personnes testées à Ivato et à Ankorondrano
Les séances de Test de Diagnostic Rapide (TDR) réalisées à Ivato et à Ankorondrano sont achevées hier. Des 3 162 personnes ayant été testées, 12 ont fait l’objet de résultats positifs, selon les données rapportées par le Pr Vololontiana Hanta. Parmi … Continuer la lecture
Fianarantsoa : olona 3 ahiana ho matin’ny pesta amin’ny havokavoka
Olona 3 no voalaza fa namoy ny ainy tany Fianarantsoa vokatry ny aretina ahiahiana ho petsa amin’ny havokavoka. Araka ny nambaran’ny loharanom-baovao iray eo anivon’ny CHUI Tambohobe, dia ankizy ny 2 ary lehilahy efa lehiba ny fahatelo. Hatramin’ny fotoana nahazoana … Continuer la lecture
Fianarantsoa : mampikorotan-tsaina ny seraseran’ny Fanjakana
Miteraka fikorontanan-tsaina ho an’ny mponina any Fianarantsoa ny tsy fahalavorarian’ny serasera ataon’ny tomponandraiki-panjakana momba ny ady amin’ny Coronavirus. Mifamahofaho be ihany ny resaka tao anatin’ny 24 ora izao. Andaniny, ny Governora tany Fianarantsoa izay efa nampihatra ny fiihibohana, raha vao … Continuer la lecture