Archives du blog

Opération de digitalisation des bases de données dans les Fokontany

L’opération de digitalisation des bases de données sur la population de chaque Fokontany de la capitale a commencé aujourd’hui, avec l’appui des différents partenaires techniques et financiers dont le PAM, la Banque mondiale, l’UNICEF et le FID. Aujourd’hui, à l’EPP … Continuer la lecture

Toutes les galeries | Laisser un commentaire

Etat d’Urgence Sanitaire : le gouvernement détaille les mesures spécifiques

        Par l’Arrêté 7618/2020 du 06 Avril 2020, le Premier ministre Christian Ntsay énumère les mesures spécifiques qui s’imposent dans le pays dans le cadre de la mise en application de l’Etat d’Urgence Sanitaire dans le pays. Outre les mesures … Continuer la lecture

Toutes les galeries | Laisser un commentaire

Roseliane, mpanakanto : indroa tratran’ny Coronavirus

Mpanakanto malagasy monina any Frantsa i Roseliane. Isan’ireo olona tratran’ny coronavirus izy, ary ny azy dia efa indroa miantoana izy no tratran’izany, raha araka ny notantarainy nandritra ny firesahany mivantana tamin’ny mpankafy azy tamin’ny tambazotra sosialy.  Ny 23 martsa teo … Continuer la lecture

Toutes les galeries | Laisser un commentaire

Farafangana : trano 25 tafo lasa lavenona

Nisehoana haitrano nahery vaika tany Ambohitrabo Farafangana ny alin’ny alarobia lasa teo. Trano 25 no lasa lavenona. Olona miisa 120 no tsy manan-kialofana. Hatreto dia tsy mbola voafaritra mazava ny niandohan’ny afo. Haingana dia haingana dia niparitka izany ka nahazo … Continuer la lecture

Toutes les galeries | Laisser un commentaire

Vatsy Tsinjo : 100.000 packs de vivres distributes par la task-force

100 000 foyers à Antananarivo et à Toamasina ont reçu l’aide de l’Etat « Vatsy Tsinjo » durant les deux premières semaines de confinement, a fait savoir le Dr Vahinala Raharinirina, ministre de l’Environnement et du Développement durable et non moins leader de … Continuer la lecture

Toutes les galeries | Laisser un commentaire

Fianarantsoa : tsy maintsy mihiboka 15 andro ireo mpandeha vao tonga

Namoaka didy ho fampiharana ny fepetra ara-pahasalamana hentitra ho an’ireo mpandeha rehetra vao tonga tamin’ireo fiara mpitatitra any aminy ny Kaominina Fianarantsoa Renivohitra. Tsy maintsy mihiboka 15andro any amin’ny toeram-ponenany ireo mpandeha rehetra vao tonga, araka ny voalaza ao anatin’ny … Continuer la lecture

Toutes les galeries | Laisser un commentaire

La BAD crée un fonds doté de 10 milliards USD

La Banque Africaine de Développement (BAD) a annoncé, mercredi, la création d’un fonds doté de 10 milliards de dollars pour aider les pays membres régionaux à lutter contre la propagation du Covid-19 sur le continent. Cette nouvelle initiative de la … Continuer la lecture

Toutes les galeries | Laisser un commentaire

Lanonam-panambadiana : voatery miandry kely ireo mpifankatia

Mbola mitohy amin’ity 15 andro fihibohana ity ny tsy fahafahana manatanteraka lanonam-pianakavian­a, indrindra ny mariazy, ka hatrehan’olona mihoatra ny 10. Anisan’ny tsy afaka nanatanteraka ny lanonana fangatahana sy fifamofoan’izy ireo i Domoina sy Lanto. « Tena malahelo satria tsy tanteraka ny … Continuer la lecture

Toutes les galeries | Laisser un commentaire

Manararaotra fihibohana : andian-jiolahy mitam-piadiana mandroba ny vary eny ifotony

Mihorohoro noho ny fahatahorana ho tratry ny aretina coronavirus ny mponina any amin’ny tanàna ambanivohitr’Amoron’I Mania ka tsy mahasahy mivoaka ny trano. Manararaotra izany ny olon-dratsy amin’izao fotoana fiakaran’ny vary eny an-tsaha izao. Nanaovan’ny andian-jiolahy mitam-basy latsak’alina ny tanimbary iray. … Continuer la lecture

Toutes les galeries | Laisser un commentaire

Mpanentana amin’ny fahitalavitra notanana am-ponja vonjimaika

Nampidirina am-ponja vonjimaika, ny 08 aprily 2020,  ny tovovavy iray mpanentana fandaharana ao amin’ny fahitalavitra tsy miankina iray eto Antananarivo. Fanaparitahana horonampeo mirakitra vaovao diso, mety hitarika fanakorontanana ny filaminam-bahoaka, tany anatin’ny tambazotra sôsialy, no antony anenjehana azy. Araka ny … Continuer la lecture

Toutes les galeries | Laisser un commentaire

Tsy nisy olona voa tamin’ireo an-jatony voatily

Vaovao tsara raha ny re tamin’ity androany ity, araka ny nambaran’ny Pr Vololontiana Hanta satria tsy misy olona vaovao voan’ny valanaretina coronavirus tao anatin’ny olona an-jatony natao fitiliana omaly. Mijanona ho 93 izany ny isan’ny olona voa eto Madagasikara ka … Continuer la lecture

Toutes les galeries | Laisser un commentaire