Na dia efa voafidin’ny fokonolona ao Antohomadinika Afovoany aza ireo olona hitantana ilay rafitra vaovao Komity Loharano eo anivon’ny fokotany Antohomadinika Afovoany, dia tsy nankatoavin’ny Sefo Fokontany ao an-toerana izany. Niteraka savorovoro teo amin’ny Fokontany izany. “Tsy ankatoavin’ny sefo Fokontany … Continuer la lecture
Archives du blog
Lutte contre le Covid-19 : 3.600.000 Ariary de l’ancien Président Didier Ratsiraka aux personnels de santé
L’ancien Président Didier Ratsiraka apporte sa contribution à la lutte contre la pandémie du Covid-19. Il vient ainsi d’octroyer une enveloppe de 3.600.000 Ariary, destinée aux personnels de santé. Le décompte sera comme suit : 1.200.000 Ariary destinés à la … Continuer la lecture
Ventes en ligne : la solution pendant le confinement
Depuis quelques années maintenant, les ventes en ligne sont entrées dans le quotidien de bon nombre de Malagasy. Une méthode qui permet de s’épargner déplacements et pertes de temps. Si les accessoires de mode, tels que les chaussures et vêtements, … Continuer la lecture
Mpivarotra enta-madinika : ny mofo sy ny crédits no be mpitady
Satria ny maraina ihany no tokony hisokatra ireo toeram-pivarotana entana madinika, dia saika mihazakazaka mamonjy azy ireny avokoa ny mpanjifa mialoha ny amin’ny 12 ora atoandro. Tsy dia mampiova ny vola miditra sy mivoaka anefa izany, raha ny fanazavana nomen’ny … Continuer la lecture
Antananarivo Renivohitra : hosaziana ireo tsy manaja lalàna amin’izao fihibohana izao
Mampahatsiahy ny vahoaka ny eo anivon’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra fa ato anatin’ny 15 andro izay hitohizan’ny fihibohana, dia voarara ny fivezivezen’ny olona sy ny fiara ary ny moto aorian’ny mitataovovonana, ankoatra ireo nahazo alalana manokana. Tokony hajaina hatrany ny elanelana 1 … Continuer la lecture
Douane malgache : rétablissement du numéro vert 360
La douane informe les usagers que la ligne verte 360 est rétablie pour recueillir les demandes de renseignement, d’assistance et les doléances. Le numéro est disponible du lundi au vendredi, de 08 heures à midi. L’adresse mail assistance@douanes.mg est également … Continuer la lecture
Covid-19 dans le monde
Le taux de propagation de la pandémie Covid-19 grimpe chaque jour. Jusqu’à ce matin, le nombre total de personnes infectées est comptabilisé à 1.436.699 individus. 303.427 sont guéris de la maladie. 82.252 personnes sont décédées depuis la propagation de … Continuer la lecture
L’UPF-Madagascar élève la voix pour Arphine Helisoa
Dans son communiqué du 05 avril dernier, l’Union Internationale de la Presse Francophone section Madagascar (UPF-Madagascar) exprime ses vives inquiétudes du placement en détention provisoire de la journaliste Arphine Helisoa, administratrice de la page Facebook «Ny Valosoa Vaovao» et Directrice … Continuer la lecture
Zotra RN7 : afindra vonjimaika eny Androndrakely
Ho fisorohana ny fivangongoan’ny olona maro loatra ao amin’ny toby fiantsonana Fasan’ny karana sy mba hahamora ny fanaraha-maso tsy maintsy atao, dia afindra vonjimaika eny Androndrakely anio alarobia 08 sy rahampitso alakamisy 09 aprily 2020 ny fiaingan’ny zotra rehetra mihazo … Continuer la lecture
PNUD : équipements de protection aux hôpitaux malgaches
Les hôpitaux d’Antananarivo dont l’HJRA Ampefiloha, le CHU JRB de Befelatanana, le CHU MET de Tsaralalàna, le CHRD de Manjakandriana, ainsi que de Toamasina dont le CHU Morafeno et le CHU Analakininina ont été dotés d’équipements de protection individuelle comme … Continuer la lecture
Faritra SAVA: tsy misy ahiana ireo olona 26 notiliana
Nivaly ny vokatry ny fitiliana natao tamin’ireo olona 26 tany amin’ny Faritra SAVA. Tsy misy ahiana ny fahasalaman’izy ireo ary niiba avokoa ny vokatry ny fitiliana. Araka ny fanazavana, dia mpandeha avy any Frantsa, Dubaï, La Réunion, Maorisy ary Koweït … Continuer la lecture