La Perturbation Cyclonique qui s’est formée dans l’Océan Indien s’est intensifiée en Tempête Tropicale et a été baptisée Irondro ce matin, selon communique de la Météorologie de Madagascar. Son centre est positionné à environ 2.186 Km à l’Est-Nord-Est d’Antalaha ce … Continuer la lecture
Archives du blog
Doléances des consommateurs : 812, nouveau Numéro Vert
Renforcer les dispositifs d’écoute. Tel est l’objectif fixé par le ministre de l’Industrie, du Commerce et de l’Artisanat (MICA) dans sa mission de protection des consommateurs. C’est ainsi que l’ancien numéro vert 034 30 812 34 a été abrégé pour … Continuer la lecture
Ambatovy : 3 employés d’un sous-traitant, testés positifs au COVID-19
Trois des employés de l’un des sous-traitants d’Ambatovy ont été testés positifs au COVID-19. La compagnie minière en a été informée dans la soirée du 31 mars dernier et le Président Andry Nirina Rajoelina en a touché mot dans son … Continuer la lecture
Talatamaty : olona sahirana 240 no nomena fanampiana
Ho fisorohana ny aretina Coronavirus, dia efa nisy ny fepetra noraisin’ny Kaominina Talatamaty. Tao ny fanondrahana fanafody tao amin’ny tsena. Eo ihany koa ny fanentanana ireo mponina mba hijanona an-trano. Ankoatra izay, dia nisy fizarana fanampiana ho an’ny olona sahirana … Continuer la lecture
CUA : miato ny fanampiana anio
Mampahafantatra ny Kaominina Antananarivo Renivohitra fa noho ny antony ara-teknika sy ny fikarakarana ara-pitaovana, dia tsy misy fizarana fanampiana aloha anio 2 Aprily 2020 etsy amin’ny Parvis Analakely. Noho izany dia tsy azo atao ny mitangorona sy mivorivory manoloana na … Continuer la lecture
Vatsy Tsinjo : 500 bénévoles composent la task-force
Près de 500 bénévoles composent la task-force chargée du packaging des « Vatsy Tsinjo », les kits alimentaires destinés aux familles des fokontany les plus vulnérables d’Antananarivo et de Toamasina. Les bénéficiaires sont surtout ceux qui subissent directement les conséquences … Continuer la lecture
Nakatona sy nodiovina avokoa ny tsena lehibe eto Antsirabe
Tafiditra indrindra amin’ny ady sy fisorohana ny aretina coronavirus, dia nandray fepetra hentitra ny Fiadidiana ny Tanànan’Antsirabe sy ny Faritra Vakinankaratra hanidy ireo tsena lehibe eto an-drenivohitr’I Vakinankaratra, sy hanaovana fanadiovana tao. Voakasik’io fitsipika io ny tsena roa lehibe dia … Continuer la lecture
Vatofotsy : disadisam-piarahamonina noravana tamin’ny tifi-danitra
Nirefodrefotra ny basy teny Vatofotsy Antsirabe ny alin’ny talata teo, nanaparitahan’ny polisy ireo olona nisavorovoro noho ny disadisam-piarahamonina nitranga teo. Tokony ho tamin’ny 8 ora alina tany, ny talata teo, no nanomboka ity sakoroka ity. Olana teo amin’ny tovolahy iray … Continuer la lecture
Ny Rado Rafalimanana : voatazona eny amin’ny Brigade de recherche criminelle etsy Fiadanana
Voatazona eny amin’ny “brigade de recherche criminelle” etsy Fiadanana androany i Ny Rado Rafalimanana. Izany dia noho ny raharaha roa hanaovana fanadihadiana sy famotorana azy. Androany maraina dia fantatra fa nanakorontana teny amin’ny CCI Ivato ity mpandraharaha sady kandida ho … Continuer la lecture
Niditra tamin’ny andro faharoa ny fitiliana faobe
Niditra tamin’ny andro faharoa androany alarobia 1 Aprily ny fitiliana faobe ireo mpandeha tamin’ny sidina tonga tetsy Ivato, nanomboka ny 11 Martsa 2020. Ho an’ny androany, dia ireo mpandeha tonga ny 16 Martsa no natao io fitiliana io tetsy Ankorondrano, … Continuer la lecture
SEFAFI : un système de santé défaillant
Une semaine après la confirmation officielle le 20 mars dernier de la présence du coronavirus (Covid-19) à Madagascar, les pouvoirs publics s’efforcent d’enrayer la propagation, selon le communiqué du SEFAFI (Observatoire de la Vie Publique) de ce jour. Dans ce … Continuer la lecture